Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Mey, 2016

Tantara mikasika ny Bosnia Herzegovina tamin'ny Mey, 2016

Nalàna Sarona Tao Sarajevo Ny Saribe An-drindrina Mampiseho An'i David Bowie

Sary an-drindrina ho fankasitrahana ny fandraisan'i Bowie anjara tamin'ireo ezaka noho ny maha-olona nandritry ny fahirano nanjo an'ilay tanàna Balkàna nandritry ny andian-taona 1990.