Tantara mikasika ny Bosnia Herzegovina tamin'ny Oktobra, 2022
Nodimandry i Moris Albahari, iray amin'ireo sisa mpiteny ny fiteny Ladino ao Bosnia,
Ny Ladino na jiosy-espaniôla dia fiteny romàna iray andalam-panjavonana, nipoitra avy amin'ny espaniôla fahagola, nampiasain'ireo Jiosy sefarady 60.000 eo ho eo nonina tao Israely, Tiorkia, Balkàna, Afrika Avaratra ary tany amin'ireo ampahany fahiny tamin'ny Ampira ôtômana.