Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Febroary, 2020

Tantara mikasika ny Bosnia Herzegovina tamin'ny Febroary, 2020

Mustangs ny any Amerika Avaratra, ny soavaly dia ao Livno , Bosnia Herzegovina

Taompolo vitsivitsy izao, nisy andiana soavaly dia, navotsotra ho eny anivon'ny voary. Ankehitriny, miroborobo be any an-tendrombohitra manakaiky an'i Livno ao Bosnia Herzegovina izy io.