Tantara mikasika ny Bosnia Herzegovina tamin'ny Marsa, 2021
Repoblika Serba ao Bosnia : Manampahefana ampangaina ho manao sorona eo ambony alitaran'ny fizahantany ny fahatsiarovana ilay fandripahana
Ekena fa toerana nitrangana heloka bevava nahatsiravina ny hotely Vilina Vlas nandritra ny ady tao Bosnia tamin'ny 1990 tany ho any, fa dia mbola miasa foana izy