Tantara mikasika ny Bosnia Herzegovina tamin'ny Janoary, 2021
Ny tantaran'ny Haggadah-n'i Sarajevo, ilay boky jiosy tamin’ny vanim-potoana teo antenantenany izay tafavoaka velona tamin'ny fitsarana katôlika, ny famonoana tambabe ary ny ady tao Yogoslavia.
Rehefa nibodo an'i Bosnia sy Herzegovina ny Alemanina Nazia dia nafenina tao amin'ny maoske-n'ny tanàna silamo iray tany amin'ny Tendrombohitra Bjelašnica ny Haggadah, izay najanona tany mandra-pahatapitry ny ady.