Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jolay, 2021

Tantara mikasika ny Bosnia Herzegovina tamin'ny Jolay, 2021

Nitondra sento, fitsipahana didim-pitsarana farany mihatra tamin'ilay jiolahin'ady Ratko Mladic fa tsy nampikatona ny raharaha

Nirohotra niampanga ny fanapahan-kevitra ho porofon'ny tsi-fitiavana Serba ireo gazety mpanaitaitra Serba ary nanandratra an'i Mladic ho maherifo.