Tantara mikasika ny Belarosia tamin'ny Janoary, 2019
Nanamafy ny fanaraha-masony ny Aterineto i Belarosia
(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nikasa ny hanamafy ny fanaraha-maso ny Aterineto ny filoha Alexandre Lukashenko .” Raha mamaky ny zavatra navoaka ao isika dia ho hitantsika fa tsy natao ho an'ny mpanohitra fotsiny ihany izany fa ho an'ireo feo sy ireo firenena tsy...