Tantara mikasika ny Belarosia tamin'ny Oktobra, 2016
‘September': Sehatra Vaovao Hivoahan'ny Hevitra Elatra Havia Ara-Politika Manerana Ny Firaisana Sovietika Teo Aloha
"Mbola tsy Oktobra izao kanefa ho avy izany". Izany no teny fanevan'ny "September", tranonkala vaovao iray izay mikendry ho sehatra hamoahana ny fomba fijerin'ny elatra havia manerana ny Firaisana Sovietika teo aloha.