Tantara mikasika ny Belarosia tamin'ny Septambra, 2017
Belarus: Fanohanana Ho An'ireo Mpitarika Mpanohitra Nogadraina
Tovovavy iray no nosamborina raha nijoro teo ivelan'ny cybercafe iray teo akaikin'ny Kianjan'ny Oktobra tamin'ny Alatsinainy, nandritra ny fananganana toby lay. Navotsotra izy telo andro taorian'izay, ary niverina tany amin'ny rindrin'ny fonja ny zoma mba hizara ireo taratasy nalainy avy amin'ireo gadra hafa tamin'izy navoaka. "