· Desambra, 2018

Tantara mikasika ny Belarosia tamin'ny Desambra, 2018

Chernobyl: Taratasy Tsy Nosoratana Mihitsy

  31 Desambra 2018

Manoratra mikasika ny zavatra niainany tamin'ny naha miaramila noterena hanompo tany Chernobyl 20 taona lasa izay (Rosiàna) ny mpampiasa LJ wall4 - avy any Lviv, Okraina, izay ankehitriny monina ao Connecticut. Arahina sary marobe miloko fotsy sy mainty an'ny tafika ilay tantara.