Tantara mikasika ny Belarosia tamin'ny Mey, 2017
Lahatsary Fanadihadiana Vaovao Momba ny Famonoana ilay Mpanao Gazety Mpanohitra Tao Kyiv Nanasarotra ny Fanadihadian'ny Polisy
Mampametram-panontaniana amin'ny anjara asan'ny manampahefana ao Okraina amin'ny raharaha vono olona mihitsoka miresaka ilay mpanao gazety mpanohitra izay novonoina tao Kyiv tamin'ny fotoam-pahavaratra farany teo ny tatitra fanadihadiana vaovao iray.