· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny Belarosia tamin'ny Novambra, 2018

Belarosy, Rosia: Lavanty Fanaovana Asa Soa Anaty Aterineto Ivarotana Olona

Akon  12 Novambra 2018

Tsy vaovao ny fanaovana ny lavanty ho fitaovana fanangonam-bola eo amin'ny tontolon'ny fanaovana asa soa -- varotana amin'ity fomba ity avokoa ny zava-drehetra miainga amin'ny sary hosodoko ka hatrany amin'ny fitsidihana miavaka. Misy mihitsy aza ireo mivarotra olona: lavantinà sakafo hariva miaraka amin'olomalaza sy sakafo maraina miaraka aminà mpandraharaha.