Tantara mikasika ny Italia tamin'ny Janoary, 2012
Hong Kong: Hetsika Tselatra Fanoherana Marika Lafovidy Iray
Olona an'arivony no nanao fihetsiketseham-panoherana teo an-tokotany manoloana ny tsenam-barotra Dolce & Gabbana's ao amin'ny lalan'i Canton, toerana ivangongoan'ny mpizahantany ao Hong Kong indrindra, omaly (8 Janoary 2012). Mivory ny olona, mikorotandrotana noho ny nataon'ny mpiambina ilay tsenambarotra Italiana malaza vao nandrara mpaka sary monina ao izay monina ao Hong Kong...