Tantara mikasika ny Italia tamin'ny Septambra, 2015
Dia lavabe sy mampididoza nataon'ny Syriana iray hialokaloka any Eoropa
Talohan'ny ady dia nianatra lalàna tany Libanona i Thair Orfahli ary nitsidika hatrany ny fianakaviany tany Syria. Nanapakevitra ny handao izy rehefa nihamahery vaika ny herisetra.