Tantara mikasika ny Italia tamin'ny Mey, 2017
Diaspora* sy ny Rindrambaiko Malalaka Hafa Hita Amin'ny Teny Occitan, Noho Ny Asan'ireo Mpandika Teny An-tsitrapo

Tsy tiako rehefa manapa-kevitra ny olona fa ny fiteny iray dia manan-danja kokoa noho ny hafa. Raha ny hevitro, mitovy toy ny manaraka ny fiteny rehetra.