Tantara mikasika ny Italia tamin'ny Febroary, 2018
“Bio-testamenta” ao Italia : Lasa Lalàna
Tamin'ny 14 Desambra 2017, nankatoavin'ny parlemanta Italiana ny lalànan'ny testamenta ara-biôlôjika (bio-testamenta), izay hahafahan'ny olom-pirenena manapa-kevitra amin'ny fitsaboana atao sy tsy atao aminy amin'ny fiafaran'ny fiainan'izy ireo