Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jona, 2018

Tantara mikasika ny Italia tamin'ny Jona, 2018

Amboaran'ny Konfederasiona: Noresen'i Ejipta i Italia, tompondaka manerantanin'ny football

Mbola niroso dingana mankany amin'ny manasa-dalan'ny Amboaran'ny Konfederasiona ihany i Ejipta taorian'ny fandresena Ejiptiana 1-0 manoloana an'i Italia, tompondaka manerantany. Taorian'ny lalao, maro ireo Ejiptiana nidina an-dalambe mampaneno ny anjomaran'ny fiara amin'ny sasakalina. Lasa feno fiara ny arabe izay nalalaka nandritra ny lalao.

Tonizia: Fahatezerana manoloana ny didim-pitsarana italiana ho an'ireo Toniziana mpanamory fiaramanidina

Nosazian'ny fitsarana Italiana 10 taona an-tranomaizina ireo Toniziana roa mpanamory ny fiaramanidina Tuninter Flight 1153, izay nianjera tany an-dranomasin'i Sisily tamin'ny taona 2005 ary namoizana ain'olona 16.