Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Febroary, 2019

Tantara mikasika ny Italia tamin'ny Febroary, 2019

Nahatalanjona ny mpijery fandaharana amin'ny fahitalavitra Italiana ny seho nataon'ilay Mozambikana nomena ny lohahevitra hoe fako 

Nanonona an'i Hulene i Amós rehefa nanazava ny zava-bitany tamin'ny mpitsara. Io notononiny io ilay hany toerana tokana fitobian'ny fako ao Maputo izay nahafatesana olona miisa 16 tamin'ny taona 2018 noho ny fihotsahan'ny fako.