Tantara mikasika ny Italia tamin'ny Marsa, 2015
Takian'ny Italiana Sasany Amin'ireo Mpitarika Azy Miteny Anglisy Ny Hoe ‘Lazao Amin'ny Teny Italiana’
Tia mampiasa teny fehezanteny Anglisy ny praiminisitra ao Italia hamaritany ireo fanavaozana kasainy hatao. Niteraka fifanentanana hitakiana ireo politisiana izany mba "hilaza azy amin'ny teny Italiana."