· Desambra, 2008

Tantara mikasika ny Danemarka tamin'ny Desambra, 2008

Tonga any Jordana ilay mpihazakazaka hitety an'izao tontolo izao

  27 Desambra 2008

Mihazakazaka mamakivaky ny kaontinanta efatra hampiroborobo ny zavatra iraisan'ny kolontsaina rehetra ilay Danoà Jesper Olsen. Manoratra momba izany indrindra ny Ambasadaoro Danoà any Jordana HE.Thomas Lund-Sørensen : As I am writing these lines the Ultra Runner Jesper Olsen from World Run II is crossing the Ramtha border control (hopefully without...