Tantara mikasika ny Danemarka tamin'ny Novambra, 2010
Danimarka: TV Kiorda Voampanga ho Manohana Mpampihorohoro
Voarohirohy ho manohana terorista (mpampihorohoro), hoy ny mpampanoa lalàna any Danimarka ny Roj TV, Fahitalavitra iray mandeha amin'ny zanabolana miteny amin'ny fiteny kiorda ary miorina any Danimarka. Mety ho foanana...