· Febroary, 2012

Tantara mikasika ny Danemarka tamin'ny Febroary, 2012

Global Voices Podcast: Bodoy Ity!

  03 Febroary 2012

Miarahaba ny rehetra! Tonga soa eto amin'ny tafatafam-baovao Global Voices podcast andiany hafa ity. Amin'ity fizarana ity no iresahantsika ny hevitra sy ny olana manodidina ny hetsi-panoherana ataon'ny Hetsika Bodoy manerantany, rehefa mihaino ny raki-peo alefan'ny ekipa avy amin'ny vazantany efatra isika Grika Mpiara-Mivahiny Amiko Amin'ity fizarana ity,  “bodoiko” ny...