· Septambra, 2011

Tantara mikasika ny Danemarka tamin'ny Septambra, 2011

Danemarka : Farany, Niantso Fifidianana Ny Praiminisitra

  22 Septambra 2011

Androany(26 Aout 2011), nanala ny fitaintainan'ny Danoa ihany ny Praiminisitra Danoa Lars Løkke Rasmussen nony farany, tamin'ny fiantsoana fifidianana parlemantera : ny andro lehibe dia afaka telo herinandro, ny 15 septambra. Maria Grabowski no manolo-tena mitatitra indroa amin'ny aterineto ny nateraky ny fiandrasana ela ny fanambaràn'ny PM.