Tantara mikasika ny Danemarka tamin'ny Oktobra, 2017
Valian'ny Nosy Faroe Ifarimbonana Ny Google Translate
Inona no ataonao raha tsy mipoitra ao amin'ny Google Translate ny tenim-pirenenao? Raha Nosy Faroe ianao, mifarimbona fotsiny amin'ny vahaolanao ianao.