Tantara mikasika ny Danemarka tamin'ny Desambra, 2009
Danemarka: Miàla any ireo mpitaky hetran'ny toetr'andro
Ny mpitaky hetran'ny toetr'andro dia vondron'olona avy any Danemarka sy Afrika izay manao fanamby ny fitakiana amin'ireo firenena vaventy ny handoavan'izy ireny ny hetran'ny toetr'andro amin'ireo firenena an-dàlam-pivoarana.