· Mey, 2008

Tantara mikasika ny Sao Tome sy Principe tamin'ny Mey, 2008

Diary iombonana hoan'i Afrika miteny Pôrtogey

  23 Mey 2008

Ny mpanao gazety mpiblaogy Orlando Castro monina any Angôla no manapariaka ao amin'ny Alto Hama ny fivoriana hotanterahin'ireo firenena Afrikana miteny Pôrtogey izay hanomboka amin'ny faha-28 May 2008 any Lisboana, any Pôrtogala : O passado, presente e futuro de África vai estar em Lisboa durante dois dias, durante os trabalhos...