Tantara mikasika ny Sao Tome sy Principe tamin'ny Desambra, 2019
Mikomy amin'ny EURD ny mponina ao Sao Tome ary mitaky ny fampodiana ilay pasitera notorian'io fiangonana io
Mety hiafara amin'ny fialan'ny fiangonana breziliana ao amin'ny firenena afrikanina ny krizy nitranga tao amin'ny Fiangonana Maneran-tany ao Sao Tome-et-Principe.