Tantara mikasika ny Sao Tome sy Principe tamin'ny Jolay, 2018

Sao Tome-Sy-Principe : Fitroarana Tao Amin'ny Hopitaly

  26 Jolay 2018

Nandritry ny volana maromaro lasa izay, lohahevitra mafana iray no naresaka tao amin'ny tontolon'ny blaogy tao Sao Tome sy Principe mikasika ny olana eo amin'ny fahasalamam-bahoaka -izay voalaza fa efa nahitam-bahaolana. Hatramin'ny herinandro lasa teo, tsy nisy rano ny fantson-drano tao amin'ny hopitalin'i Ayres de Menezes