Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Tantara mikasika ny Sao Tome sy Principe tamin'ny Aogositra, 2016

Mihahenjana Ny Toe-Draharaha Politika ao São Tomé sy Príncipe Roa Andro Alohan'ny Fihodinana Faharoa Amin'ny Fifidianana Filoham-Pirenena

Nisy ny tsindry nitranga nandritra ny fanisam-bato tamin'ny fifidianana tao São Tomé e Príncipe amin'ny ahiahy fisian'ny hosoka tamin'izany. Amin'izao ankatoky ny fihodinana faharoa izao dia nisy ny fihetsiketsehana an-dalambe mitaky ny fanafoanana ny fifidianana.

Mizotra Mankany Amin'ny Fihodinana Faharoa Ny Fifidianana Ho Filoham-Pirenena Ao São Tomé Sy Príncipe

Hisy fihodinana faharoa ny fifidianana tao Sao Tomé-sy-Principe. Nisy toe-javatra mampisy adihevitra ny fanisam-bato na dia nilaza aza ny mpanaramason'ny Vondrona Afrikana fa nandeha tsy misy tomika ny fifidianana.