Tantara mikasika ny Borondi tamin'ny Desambra, 2012
Kôngô (RDC) : Ady efa Nanana Fototra Niaviany, Gidragidra 50 Taona
Tsy azo manontolo ny fandehan'ny ady misy ankehitriny eo amin'ny mpiokon'ny M23 sy ny tafika kôngôley raha tsy misy ny fampahatsiahivana ny tantara niandohan'ny ady isan-karazany eo amin'ny renim-paritra manodidina ireo farihy lehibe.