Tantara mikasika ny Borondi tamin'ny Janoary, 2017
“Ao Burundi, Mitohy Ny Fahasimbàn'ny Zon'olombelona, Tsy Maintsy Manova Tetika Isika Mba Hanairana Izao Tontolo Izao Amin'ny Zava-mitranga”
"Miteraka fahasarotana amin'ny ankapoben'ny fiainan'ny mponina ny fifandraisana henjana misy ao Borondi. Tsy maintsy tadiavina haingana ny vahaolana ho an'ny krizy ao Borondi"