Tantara mikasika ny Borondi tamin'ny Septambra, 2016
Mbola Tsy Hita Ilay Mpanao Gazety Jean Bigirimana Raha Mitohy Ny Krizy Ara-politika Ao Burundi
Ny fandàvan'ny manampahefana amin'ny fitazonana an'i Jean no nahatonga ny tahotry ny namany sy ny mpiara-miasa aminy fa mety manafim-baovao momba ny misy azy na ny fahafatesany ny manampahefana