Tantara mikasika ny Oman tamin'ny Avrily, 2015
Nanjavona Teny Amin'ny Sisintanin'i Emirà Arabo Mitambatra Ilay Bilaogera Omaney Muawiyah Alrawahi

Araka ny fanambarana navoakan'ny fikambanana ho an'ny fiarovana ny mpanao gazety, notazonina ny bilaogera Omaney iray, Muawiyah Alrawahi, raha nanandrana ny hiditra tao amin'ny Emirà Arabo Mitambatra tamin'ny fiara avy any Oman.