Tantara mikasika ny Oman tamin'ny Jona, 2017
Oman: Ny Fahavoazana Taorian'ny Rivodoza Phet
Namely an'i Oman andro vitsy lasa izay ilay rivodoza tropikaly Phet izay niforona avy any amin'ny Oseana Indianina. Ity no rivodoza lehibe faharoa izay nandalo tao Oman tao anatin'ny telo taona. Mitatitra momba ny fivoaran'ny zava-misy ny bilaogera ato anatin'ity lahatsoratra ity.