Tantara mikasika ny St. Vincent & the Grenadines tamin'ny Jona, 2023
Ny fiantraikan'ny fiovàn'ny toetrandro amin'ny famokarana sakafo ao Goiàna sy St-Vincent&Grenadines
Raha niezaka nanandrana ny hampitombo ny famokarany ireo firenena nosy kely ao Karaiba mba hiadiana amin'ny fidangan'ny vidin-tsakafo, ny fiovàn'ny toetrandro kosa nanelingelina ireny ezaka ireny