Tantara mikasika ny Bahamas

Bahamas : Mpitandro ny filaminana matin'ny tifi-basy

  14 Janoary 2008

Satria maty novonoin'olona teo am-perinasa ity Mpitandro ny filaminana iray dia vaky vava i Adrian Gibson nanambara tao amin'ny WeblogBahamas.com fa : “The fear of crime has left many citizens practically incarcerated in their own homes. The peacefulness and harmony that once depicted the Bahamas is now lost to the...

Bahamas: Ny fizahantany sy ny heloka bevava

  10 Janoary 2008

“Tokony ho fantatry ny governemanta sy ny Bahamiana amin’ny ankapobeny fa zavamiseho marolafy izay mitaky zavatra hafa ankoatra ny torapasika mahafinaritra, fitaninan’andro ary ny filomanosana andranomasina ny fizahantany”: Anisan-dresaka nataon’i Adrian Gibson avy ao amin’ny WeblogBahamas.com izany raha niresaka ny amin’ny fizahantany sy ny fanaovankeloka izy.

Bahamas: Ny setrin'ny heloka bevava?

  26 Oktobra 2007

Ny mpikarajia amin'ny onjam-peo maro no mihevitra fa ny fanamafisana ny fanamelohana ho faty no ahafahana misoroka ny fitombon'ny heloka bevava. Miezaka hanazava ny heviny izay mifanohitra amin'izany fironan'ny be sy ny maro izany kosa i Rick Lowe ao amin'ny weblogBahamas.com. Sombiny kely holazaiko voasoratra ao ny hoe misy andraikitry...

Tanora ary mamoy fo, vonona hiondrana

  20 Septambra 2007

Misy orinasa mpitady mpiasa ahiana ho sandoka nentina eo anatrehan'ny lalana any Madagasikara. Gateway Global Consultants, tarihin'izany Steve Turmel izany, milaza fa mpanolo saina maneran-tany, dia nahazo fandrarana hialana an'i Madagasikara , fa nampanantena Malagasy ana arivony asa any Bahamas ao amin'ny « West Palm Textiles and Garnments», raha mameno...