Tantara mikasika ny Bahamas tamin'ny Aogositra, 2016
Ady Sarotra Ho An'ireo Vehivavy Karibeana Ny Fiarovana Ny Fitovian-jon'ny Vehivavy Sy Lehilahy
Sarotra ny fitsanganana miady ho an'ireo zon'ny vehivavy raha tsy mahantra, mainty, na voahilikilika. Misy bilaogy iray hiresaka ho an'ireo vehivavy Karibeana amin'ilay Karajian'ny Feminisma Mainty ho avy izao any Brezila.