Tantara mikasika ny Espaniola tamin'ny Mey, 2014
Iray Volana Aty Aoriana, Mbola Tsy Tafarina Tamin'ny Fahasimbana Nateraky Ny Hovitrovitry Ny Tany Ny Shiliana
Iray volana taorian'ny horohorontany tao amin'ny faritra Tarapacà Avaratry Shily, faritra voa mafy indrindra. Maherin'ny 21000 ireo niharam-boina, mbola miandry vahaolana mivaingana avy amin'ny governemanta ny mponina.
Ady Amin'ny Fitomboan'ny Fanondrahana Asidra Amin'ny Vehivavy Ao Kolombia
Niteraka fanehoan-kevitra marobe ny fanafihana mampiasa asidra mihatra amin'ny vehivavy ao Kolombia.
Kolombià: Miverina Ho Ben'ny Tanànan'i Bogotá i Gustavo Petro
Namoaka didy namerina ho amin'ny toerany ny Ben'ny tanànana ao Bogotà ny Fitsarana Ambony ao Bogotà . Nipoitra avy hatrany ny fanohanana sy ny tsikera.