Tantara mikasika ny Espaniola tamin'ny Jolay, 2016
La Havane, Ilay Tanàna iainana Tsara
Ny fijerin'ny vehivavy iray amin'ireo mponina ao aminy ny renivohitra Kiobàna, ao anatin'ny fotoana firoboroan'ny fizahantany
Mitokona Manerana ny Firenena Ireo Mpamily Kamiao ao Kolombia
Nitokona nanomboka tamin'ny voalohan'ny herinandron'ny volana Jiona 2016 ny sendikàn'ny mpitondra kamiao sy ny mpitatitra entana ao Kolombia, niteraka vesatra goavana ho an'ny toekarem-pirenena izany.
Ao Meksika, Manohitra Ny Herisetra Andalambe Amin'ny Fombany Ireo “Zanakavavin'ny Herisetra”
Vehivavy Meksikana telo no manohitra ny herisetra andalambe izay mianjady amin'ireo vehivavy, miaraka amin'ny fanahy sy ny rock punk.
Tsy Manaiky Resy Tsy Miady Amin'ny Fepetram-Pitsitsiana Henjana Napetrak'i Etazonia Ireo Pôrto Rikana
Nidina an-dalambe ireo Pôrto Rikana sy ny media sosialy hanao hetsi-panoherana noho ny fanaovan-tsonia ho lalàna manan-kery ny PROMESA vao haingana izay mametraka ny kabinetra federaly mpanara-mason' ny hetra .
Chile: Miady Amin'ny Krizy Ara-Tontolo iainana Antsoina Hoe ‘Ny Samonta Mena’
Ilay tranga fantatra amin'ny anarana hoe "samonta mena," hita manerana ny firenena, dia namoizana salmon maherin'ny 24 tapitrisa ary karazam-biby an-dranomasina hafa an-jatony.
Vehivavy Mifindra Monina Misedra Sy Miezaka Mitraka Amin'ny Herisetra Ara-nofo Mandritry Ny Fandehanana Mankany Etazonia
Araka ireo tatitra sasany, voaolana ny 80% n'ireo vehivavy avy any Amerika Afovoany manandrana ny hiampita an'i Meksika.