Tantara mikasika ny Espaniola tamin'ny Oktobra, 2016
Taorian'ny Nandàvany Ny Fifanarahana Fandriampahalemana, Mikatsaka Làlam-baovao i Kôlômbia
"Iza no handeha ho any amin'ireo faritra nandany ny "ENY" mba hanazava amin'izy ireo ny lalàna hizorana taorian'ny fandresen'ny "TSIA" tamin'ilay fitsapankevitra nasiônaly?"
Firaisankinan'i Pôrtô Rikana, Namiratra ao Anatin'ny Fahatapahan-Jiro Manerana Ny Tangoro-Nosy
Fisedrana ady sarotra ny fahatapahan-jiro ho an'ny Pôrtôrikana, saingy nampivoaka ihany koa ny tsara indrindra tao amin'ny maro.
Manimba Tena Ny Antoko Sosialista Espaniola, Tantarain'ireo Mpisera Amin'ny Aterineto
Mandalo ny olana henjana indrindra teo amin'ny tantarany ny Antoko Sosialistin'ny Mpiasa Espaniola, saingy ao amin'ny Twitter, faly sy ravo manao hanihany mandravarava ireo Espaniola mpisera.
Hiatrika Fitsarana Ihany Ve Ny Governora Meksikana Javier Duarte ?
Mifarana hatreo ny safidy ho an'ny filoha Meksikana voampanga ho nanao kolikoly sy namono mpanao gazety . Iza no hamaly ireo zavatra nataony?