Tantara mikasika ny Espaniola tamin'ny Desambra, 2016
Ry Tanora Liam-Pandrosoana Nitsangam-bolo Tamin'ny Fandresen'i Trump…
"Tena zava-doza ho an'ny firenena ve raha toa ka manana zo hanana ny governemanta tiany ho amin'ny fitondrana ny antsasaky ny firenena ?"
Fomba iray Handikàna ny Fifidianana Filoham-pirenena any Nikaragoà: ‘Demokrasia Tsy Misy Fifanarahana’
"Tsy mitarika ho amin'ny fifampiresahana io kabary io, ary tsy miteraka fientanana eo amin'ny fitondrantenan'ny olom-pirenena."
Zahatany Meksika: Mankafy Ny Toerana Mahatalanjona Ao Oaxaca
Eo anelanelan'i Mexico ao avaratra andrefana, Acapulco ao andrefana ary Chiapas ao atsinanana no misy ny tanànan'i Oaxaca, tononina hoe « oa-ha-ka ». Be mpitsidika izy noho i Monte Alban, tanàna zapoteka mahatalanjona ao aminy.
Manombana ny Hoavy Ambany Fitarihan'ny Governora Rosselló sy ny Filoha Trump ny Pôrtô Rikana
Mandanjalanja ny mety ho fiantraikan'ny fampiharana ny politikam-pandalàna ny nentin-drazana avy amin'ny Filoha Donald Trump sy ny Governora Ricardo Roselló ireo mpikatroky ny zon'olombelona ao Pôrtô Rikô.
Eo Ambany Fahefan'ny Biraon'ny Mpanara-maso ny Hetra, Tafakatra Avo Noho izay Nisy Hatrizay Ny Fandàvan'ny Mponin'i Puerto Rico Tsy Hifidy
"Raha voajery araka ny tokony ho izy ny olana, mety ho fotoana tsara hanombohana ny hetsika goavan'ireo olona tezitra manohana ny HANOVANA ny rafi-pifidianana ao Porto Rico ny fifidianana 2016."