Tantara mikasika ny Espaniola tamin'ny Janoary, 2014
Tsy Ny Afo ihany No Ady Atrehan'ireo Peroviana Mpamono Afo An-tsitrapo
Na ao aza ny olana ara-toekarena sy ny sakantsakana ara-pitantanana, miezaka manatanteraka ny asany tsy ijereny afa-tsy ny tombontsoan'ny fiarahamonina ireo Peroviana mpamono afo an-tsitrapo.
Naoty Mena: Fomba Fiarovantenan'ny Mpanao Gazety Ao Honduras Rehefa Mitati-Baovao Manaitaitra
Lasa toerana idealy amin'ny fanaovana trafikan-drongony iraisampirenena i Honduras. Mihamampididoza ny milaza vaovaom-pamonoana olona ao anatin'izany tontolo izany.
Mpanao Gazety Vehivavy 4 Ao Meksika Mijoro Amin'ny Asany
Hampahafantarina anao ny asan'ireo mpanao gazety vehivavy efatra miasa ao Meksika
ONG Pachamama : Nakaton'ny Governemanta Ekoatoriana
Nakaton'ny governemanta Ekoatoriana ny ONG Fundación Pachamama, izay natao hiaro ny ala Amazoniana any Ekoatera, satria nolazainy fa " manakorontana ny filaminam-bahoaka ".
Tranonà Mpisolovava Mpanohitra Nanaovan'ny Manampahefana Tao Ekoatora Bemidina
Nanao bemidina tany an-tranon'ilay mpisolovava Fernando Villavicencio ireo olona sangany avy amin'ny polisin'i Ekoatora taorian'ny didy navoakan'ny Lehiben'ny Fampanoavana hanagiazana ny solosaina sy ny findainy