Tantara mikasika ny Malagasy tamin'ny Janoary, 2018
Ny tetikasa Arrorro: Ny Hira Fandrotsirotsiana Zaza Manerana Izao Tontolo Izao
Nanao ezaka mba hitrandrahana, handraketana ary hanangonana ireo hira fandrotsirotsiana manerana izao tontolo izao ilay mpanakanto Gabriela Golder avy any Arzantina, ary niezaka nitady ny mampitovy azy ireo ho an'ny Tetikasa Arrorro.
Madagasikara: “Tsapako Ho Toy Ny Any Anaty Sarimihetsika Miresaka Ady Aho”
Nandray kihon-dàlana hafa indray ny olana politika misy ao Madagasikara , efa nitarazoka hatramin'ny Janoary lasa eo, miaraka amin'ny feom-basysy entona mandatsa-dranomaso, satria nifandona nanerana an'Antananarivo renivohitra ny polisy sy ireo mpanao hetsi-panoherana. Fijoroana vavolombelon'ireo nanatrika, tao amin'ny Facebook sy Twitter.
Fiantraikan'ny Rivodoza Ava Tao Madagasikara: Ohatra Iray Sahady Amin'ny Tsy Fahafahana Maminany Mialoha Ny Toetrandro Amin'ny 2018
"Simba 90% i Toamasina taorian'ny fandalovan'ilay rivodoza" hoy ny Lehiben'ny faritra Toamasina, Cyrille Benandrasana.