Tantara mikasika ny Malagasy tamin'ny Mey, 2018
Madagasikara: Manome Aina Indray Ny Nofinofy Amerikana i Obama
Tsy isalasalàna fa tena lavitra an'i Etazonia i Madagasikara saingy maha-romotra ao koa ny tazom-pifidianana. Saintsainin'ireo blaogera malagasy sasantsasany ny antony anarahan'izy ireo am-pahalinana ny fifidianana amerikana ary ny hoe midika inona ho azy ireo ny filoha Obama.