Tantara mikasika ny Malagasy tamin'ny Aogositra, 2018
Madagasikara: Mivarotra ny Tena Ho Vadiana, Ny Zavamisy Mangidin'ny Fahantrana
Raha mbola afaka mihinana ara-dalàna ianao isan'andro, dia tsy mahantra. Azo sitranina tsara ny fahantrana satria matetika dia vokatry ny tsy fahampiana fisainana sy hakamoana [...] Ny fanitaran-tsaina sy ny fampitomboana ny fahalalan'ny tena no vahaolana..