Tantara mikasika ny Malagasy tamin'ny Oktobra, 2018
Madagasikara : Rivo-piainana hafahafa tamin’ny faha-50 taonan’ny fahaleovantena
Faha-50 taonan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara ny 26 Jona 2010, ary efa nanomboka sahady ny fety. Kanefa toa ohatran’ny tsy tena fety ny rivotra niainana, noho ny fisalasalana ara-politika ary ny fahasarotana ara-toekarena.