Tantara mikasika ny Malagasy tamin'ny Janoary, 2014
Fanosorana Nihoson-drà Sahady Taorian'ny Nahavitàny
Mbola misy ireo tsy maty voalavo an-kibo ka mitetika fanakorontanana eto amin'ity firenena ity raha efa tokony ho zavatra hafa sy ny fampandrosoana no ifantohan'ny saina.[...] aoka tsy entina @ fifankahalàna sy fanompoana olona intsony ny vahoaka! [...]