Tantara mikasika ny Malagasy tamin'ny Septambra, 2007
Ogandà : Miverina amin'ireo tondra-drano be ny mpiblaogy
Tena nataon'ny mpiblaogy Ogande ho vain-dohan-draharaha nandritra iny tapa-bolana lasa iny ny mitantara ireo tondra-drano be izay nianjady tamin'ny faritry Afrika ambanin'i Sahara. Tena isan'ny voa mafy tamin'izany tondra-drano izany tokoa mantsy ny faritra Avaratra sy Atsinanan'i Oganda, ka olona 250 no namoy ny ainy ary mihoatry ny 150'000 ireo...
Myanmar: Mifampitifitra ny miaramila
Nametraka rohy milaza ny vaovao avy any Myanmar i Yangon Thu (avy tamin'i Mizimma ao Birmanie na Myanmar ihany) fa misy mifampitifitra ny samy ao amin'ny tafika. Voalaza koa fa misy andia-tafika avy ao afovoan'i Myanmar sy avy any atsimo atsinanana no mizotra ho any Rangoon renivohitra. Mihabetsaka ny tsaho...
Myanmar: Niverina tao Mandalay ny tafika
DVB.no [Birman] no nitoraka vaovao [ny 27 septambra 2007] momba ireo miaramila ao amin’ny vondrotafika faha 33 izay mbola nahafahan’ny mpitokamonina hanohy ny fihetsiketsehana tao Mandalay, tanàna lehibe faharoa ao Birmanie. Vaovaon’ny 27 sept efa eo an-toerana ao Mandalay ny vondrotafika faha 33. Misy miaramila vitsivitsy ao amin’ny vondrotafika faha...
Japàna: Mpaka saringajety Japoney maty tany Myanmar
Nandritra ny fihetsiketsehana tamin'ny 27 Septambra, dia maty noho ny tifitra ny mpaka saringajety Nagai Kenji raha mbola teo am-panaovana ny asany izy ka nitatitra ireo zava-mitranga any Myanmar. Tamin'ny voalohany aloha ny tatitra dia nanambara fa mety ho « bala tsinahy » no nahakasika an'i Nagai, raha nanomboka nitifitra...
Myanmar vao hanakoako
Mampitandrina ny mpanao fihetsiketsehana hiala ny arabe ny governemanta ao Myanmar taorian’ny filaharambe tao Yangon omaly. Notarihan’ny mpitoka-monina ny fihetsiketsehana ary mitaky fahafahana sy fanafoanana ny fanondrotam-bidin’entana nolazaina tamin’ity volana ity. Manohana sy mitoraka ny eritreriny ny mpibilaogy. Mampahatsiahy I Olom-pirenen’I Marsa fa niaina toe-javatra sahala amin’izao ihany koa ny...
Myanmar ny andron'ny 26 septambra
Namoaka sarimihetsika roa ilay mpampiasa YouTube dennisbier09 ary nanoratra : Ny sary faharoa dia mampiseho ny mpitoka-monina sy ny olom-pirenena eo ampihetsiketsehana hanoherana ny fitondrana jadon’i Birmania (Myanmar). Nalaina tao an-drenivohitra Yagon (Rangoon) ny alatsinainy 24 septambra 2007 tolakandro tao anaty orana ny sary. Awzar Thi kosa nanangona ny sarim-pihetsiketsehana...
Ukraine : Fifidianana ao amin’ny Nosin’ny Menarana
Ny Ukraine List dia hanaramaso ny fifidianana solombavambahoaka hatao ny 30 septambra ho avy izao ao amin’ny nosin’ny Menarana izay ahitana mponina 50 ka hatramin’ny 100, araka ny fomba fanisana azy sy ny faharetany ao. Ny nosin’ny Menarana, ao amin’ny ranomasina Mainty, no ivon’ny fifanolanan’i Ukraine sy Roumanie izay samy...
Rotaka tany Kampala
Ny blaogy Random Acts of Penmanship[En] dia nametraka tamin'ny aterineto sary maro momba ny rotaka tany Kampala. “Teo am-pisakafoana aho tamin'ny maraina no nahare antson'ny namana iray mampahafantatra ny rotaka ao an-tanàna. Nateliko haingana ny sakafoko ary nirohotra tany an-tanàna aho nanao fanangonam-baovao an-tsary”. Ndesanjo Macha
Trinitée sy Tobago : Nihaona tamin'ny aterineto ireo mpanohitra ny fanempoana viraty
Atillah Springer dia mpanao gazety, mpitolona ary mpibilaogin'ny Trinité sy Tobago.Mpikambana ao amin'ny fihetsiketseham-panoherana iray ho fiarovana ny tontolo iainana ihany koa izy izay naharoaka tamin'ity taona ity ny ngezalahy amin'ny fitrandrahana viraty Alcoa hiala an'i Trinité.Mihevitra ny hamoha fanempoana viraty iray ao amin'ny faritra ambanivohitry Trinitad ny tarika amin'ny alalan'ny zavatra tena...
Mibilaogy ny fifidianana any Kenya ny gazety malaza any
Nanokatra sehatra vaovao, amin’ny aterineto, hisahana manokana ny momba ny fifidianana atao any aminy ny gazety lehibe indrindra misy any Kenya Daily Nation. Sehatra mivoatra ka ny zava-dehibe malaza mitranga, ny lahatsoratry ny mpibilaogy ary ny lohateny sy fehitsoratry ny haino aman-jery no ho hita ao. Asaina hilaza ny heviny...