Tantara mikasika ny Birmana tamin'ny Novambra, 2018
Myanmar (Birmania) : Ny Barcamp Yangon voalohany
(Marihina fa tamin'ny volana Febroary 2010 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Fahombiazana lehibe ny Barcamp Yangon 2010 izay natao voalohany tao Myanmar (Birmania) nandritra ny roa andro, niaraka tamin’ny mpandray anjara maherin’ny 2.700 tamin’ity hetsika ity. Ireo nanatrika nandritra ny lanonana fanokafana Natao tao amin’ny Info-Tech tamin’ny faha 23 sy...