Tantara mikasika ny Birmana tamin'ny Septambra, 2017
Herisetra Ao Avaratra Andrefan'i Myanmar Niteraka Adim-baovao Antserasera Ahitana Fanehoan-kevitra Mankahala Ny Rohingya Sy Sary Hosoka
Sarotra ny manamarina ireo vaovao momba ny fifandonana ao avaratra andrefan'i Myanmar noho ny fampielezan-kevitra mamitaka, fanehoan-kevitra feno fankahalana, sy sary hosoka.